|
|
|
|

Entry1 alin-taona
Elementary words  2alina, 3taona
Part of speech  4 locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza ny voankazo maharitra hatramin' ny tonon-taona manaraka, na ny voankazo malady masaka, alohan' ny fahataperan' ny teo aloha [1.1]
Explanations in English  6 Precocious; premature, as of fruits. [1.2]
Vocabulary  7 Botany: (in general)

Anagrams  8 alin-taona, 9 ilantoana, 10 taolanina

Updated on 2025/09/12