|
|
|
|

Entry1  alim-pahana
Elementary words  2  alina, 3  fahana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  fotoana ipetrahan' ny fahana ao anaty basy
fotoana iomanana sy ikenonkenonana alohan' ny fanasana
fotoana iandrasan' ny vahiny ny sakafo aroso azy [1.1]

Updated on 2025/09/12