| Entry | 1 alikaina |
| Root | 2 alika |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tevatevaina, tsiratsiraina, alana baraka: Nalikalikain' ilay mpampiasa azy, hono, izy ka tsy maintsy mitory [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be abused, to be treated as if unworthy of respect. [1.2] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 10 alikaina, 11 ikaliana, 12 ilaikana, 13 laikaina |
| Updated on 2025/09/12 |
|