Entry aleoko maty (aleo, -ko, faty)
Part of speech   expression
English definition   I'd rather be dead [Hallanger 1973]
French definition   mieux vaut mourir [Hallanger 1974]

Entry aleokomaty (aleo, -ko, faty)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazana holatra izay torotoroina atao tonga vovoka, dia atao ao anaty rano ka mitsinkafona ary ampiasaina ho fanafody fampandoavana (Ganoderma applanatum) [Rajemisa 1985]
Vocabulary  
Scientific name   Ganoderma applanatum

Entry aleokomaty (aleo, -ko, faty)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fahasahiana hanao zavatra fantatra fa mety hitondra loza ho an'ny tena [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names  

Updated on 2013/04/05