Entry | alefitra (lefitra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Aforitra, atao milefitra: Alefitry ny rivotra ny volotara fa tsy tapaka [1.1] | ||||||||
Explanations in French | à plier, à faire courber; qu'on plie, qu'on courbe: Tsy azoko alefitra ny lohaliko (Je ne puis pas plier le genoux) ~ Alefitry ny rivotra ny volotara, nefa tsy tapaka (Le vent fait courber le roseau, mais ne le casse pas) [1.3] | ||||||||
Examples | Ravina apetraka apetraho ravina alefitra alefero [2.131] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Anagrams | alefitra, fielatra |
Updated on 2023/01/20 |