Entry ala voly (ala)
Part of speech expression
Malagasy definition fihetsiketsehana mba hanalana ny volivoly amin' ny tena vokatry ny havizanana
¶ fandehanana eny ambanivohitra mba haka rivotra [Rajemisa 1985]
English definition  [Richardson 1885]

2009/11/07