|
|
|
|

Entry 1  Alatsara
Elementary words  2 ala, 3 tsara
Part of speech  4  name (toponym) [Full list]
Examples  5  Tamin'ny voalohany dia lasan'Andrianonibe I i Alatsara. [2.508#323]
6  Nanafika tany Midongy andrefana sy tany Alatsara avaratr'Ambohimahasoa izy. [2.508#318]
7  Nanafika nianatsimo koa izy ka nahazo an'i Vohitsafy, izay novany anarana hoe Alatsara. [2.508#320]
8  Kanjo taty aoriana dia resin' Andriambelonandro indray izy ka lasan'i Vohibato ihany Alatsara, mbamin'i Avomalaza, Ambohitravo andrefana, Angavo, Fihaika ary Alasora ary efa niomana haka an'Anosa koa indray. [2.508#323]

Updated on 2026/02/26