Entry ala mosavy (ala, mosavy)
Part of speech   expression
Malagasy definition   fanandramana kely amin' ny hanina aroso na amin' ny zavatra atao fanomezana, eo imason' ilay olona amena azy, mba hampahatoky azy fa tsy misy mosavy ilay zavatra [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/11/07