Entry ala kaforo (ala, kaforo)
Part of speech expression
English definition A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year. [Richardson 1885]
Vocabulary 

Entry alakaforo (ala, kaforo)
Part of speech noun
Malagasy definition Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena. [Rajemisa 1985]
French definition opiniâtreté, persistence
¶ nom d'un destin [Abinal 1888]
Derivations 
Examples Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy. [Dahle: Angano, page 287]

2019/04/05