Entry akohovavy maneno (akoho, vavy, neno)
Part of speech   expression
Malagasy definition   enti-milaza ny vehivavy mahery loha ao an-tokantrano ka mitondra ny lahy amin' ny sangany; vehivavy avo vava miseho ho mpitarika ao an-tokantrano [Rajemisa 1985]
French translation   c' est une poule qui chante : se disait des femmes qui portent culotte dans le ménage [Veyrières 1913]

Updated on 2016/02/08