|
|
|
|

Entry1  akoholahy
Elementary words  2 akoho, 3 lahy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Ny lahy amin' ny akoho [1.1]
Explanations in English  6 [lahy, masculine.] A cock [1.2]
7 a rooster [1.7]
Explanations in French  8 coq [1.8]
[akôho lahy] 9 coq [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  10  tsy akoholahy aho ka hahatsiaro andro maraina; [2.69#0]
11  Vonoina ny akoholahy mena sy ny ombim-pandroana. [2.508#425]
12  Vonoina ny akoholahy mena, ny rany tetitetenan' izy rehetra amin'ny handriny. [1.353#]
Vocabulary  13  Zoology: birds
Proverbs  14  Proverbs containing that word
Article  15 Randzavola: akoholahy ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Updated on 2025/11/02