| Entry | 1 akipaka |
| Root | 2 kipaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Alana, esorina: Zanaka tsy vanona io: reniny niteraka azy ka nakipany nony antitra
5 Esorina ny akanjo, aboridana: Nakipaky ny jiolahy ilay mpandalo dia nilaozany tao 6 Esorina hiala: Akipaho ny tsihy rehefa mandalotra mba tsy haloto 7 Endahana indray miaraka: Nakipany iray ihany ny hoditr' ilay omby 8 Ariana: Akipaho any an-kady ny fako ao atsimon-trano [1.1] |
| Explanations in French |
9 à détacher, à enlever, à écailler, à rejeter ; celui qu’on dépouille de ses vêtements:
10 Zanaka tsy mankasitraka io ka nakipany ny reniny antitra (C’est un enfant ingrat qui a rejeté sa vieille mère) ~ 11 Nakipany ny lambako (Il m’a dépouillé de mon lamba) [1.3#333] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 17 akipaka, 18 kapaika |
| Updated on 2025/11/13 |
|