Entry akipaho (kipaka)
Part of speech   imperative of passive verb akipaka [list]
Examples  
1Akipaho ny tsihy rehefa mandalotra mba tsy haloto [Rajemisa 1985]
2Akipaho any an-kady ny fako ao atsimon-trano [Rajemisa 1985]

Updated on 2011/04/01