| Entry (1/4) | 1 akata |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Antemoro+Tanala+Tanosy] bozaka
4 [Bara+Tanala+Tanosy] ahitra 5 [Antemoro] karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango) 6 [Bara] vilona 7 [Tanala] forompotra : Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [1.78] 8 Lobolobona hazo madinika 9 Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao [1.1] 10 bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana [1.13] |
| Explanations in English |
11 a grass used for forage
[1.2] |
| Explanations in French |
12 savane arbustive
[1.13] 13 [Sakalava] Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilona en merina). 14 [Taisaka] : mauvaises herbes croissant dans les rizières (= ahidratsy en merina). [1.196] |
| Examples |
15 Nanao ady anaty akata izay tena nanahirana ny Frantsay Ingereza.
[2.508#126]
16 Ny akata, karazana ravin-kazo mandady amin' ny tany, no ventin'ny sakafo fanome ny omby. [2.606#54] |
| Vocabulary | 17 Botany |
| Analogs | 18 ahitra, 19 bozaka |
| All compound words | 20 3 combinations of that word |
| Entry (2/4) | 21 akata |
| Part of speech | 22 noun |
| Explanations in Malagasy |
23 vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny
[1.1] |
| Explanations in English |
24 [Provincial] rice in the husk
[1.2] |
| Explanations in French |
25 riz dans son enveloppe
[1.3] |
| Vocabulary | 26 Botany 27 Economy: agriculture |
| Other spellings | 28 akatatra |
| Entry (3/4) | 29 akata |
| Part of speech | 30 noun |
| Explanations in Malagasy |
31 [Antambahoaka] akalana vay
[1.78] |
| Entry (4/4) | 32 akata |
| Part of speech | 33 noun |
| Explanations in Malagasy |
34 [Masikoro] ravin-kazo mandady amin'ny tany
[2.606#151] |
| Anagrams | akata, 35 Atàka, Ataka, ataka, 36 Kaata |
| Updated on 2026/02/13 |
|