|
|
|
|

Entry1  ahidratsy
Elementary words  2 ahitra, 3 ratsy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 ahitra miara-maniry amin' ny vary ka mahatonga ny vary havana [1.1]
Explanations in English  6 Grass which grows among the rice, and which is used as a faditra [1.2]
Explanations in French  7 espèce d'ivraie [1.3]
8 (de ahitra = herbe et ratsy = mauvais).
9 Nom générique des "mauvaises herbes", adventices des cultures, et surtout de celles qui envahissent les rizières et gênent la croissance du riz.
10 Herbe indéterminée employé dans les cérémonies d'exorcisme (on dit de même hena-ratsy pour designer la viande distribué aux funérailles, même s'il est d'excellente qualité). [1.196]
Examples  11  Anjarany ny manavaka, amin' ny fotoana heveriny fa mety, ny voam-bary amin' ny voan' ahidratsy. [1.369#]
12  Harena tsy mahavonjy poritra ireny, kanefa rahefa tsy manankatao ny tena sady tsy manam-bola hanaramana dia aleo esorina ihany ny ahidratsy. [2.5]
Vocabulary  13  Botany: grass
Article  14 Randzavola: ahi-dratsy ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/10/11