| Entry | 1 akalam-bay |
| Elementary words | 2 akalana, 3 vay |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 fakan' aretina amin' ny vay, izay manjary nana fotsy ao anatin' ny vay raha tsy afaka, ka mety mbola hanararaotra ny vay [1.1] |
| Explanations in English |
6 core of a boil [1.2] |
| Vocabulary | 7 Health |
| Updated on 2025/09/12 |
|