|
|
|
|

Entry1  akademia malagasy
Elementary words  2  akademia, 3  malagasy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  akademia naorina tamin' ny 23 zanvie 1902 mba handinika sy hamakafaka ny momba ny teny, tantara, toe-tany, biby sy zavamaniry eto madagasikara ary ny fomba amam-panaon' ny mponina, haisoratra, zavakanto hita eran' ny nosy [1.1]
Examples  6  Tsy maintsy hampitaina haingana ny fikarohana vitan'ny akademia malagasy sy ny ambaratonga ambony eto an-toerana na any ivelany mba hisy fiantraikany mivantana amin'ny lafim-piainan'ny vahoaka sy ny fampandrosoana an'i Madagasikara. [1.537]
Literary works  7  Collection de documents concernant Madagascar et les pays voisins

Updated on 2025/09/12