|
|
|
|

Entry1 akademia
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 fikambanan' olona manampahaizana, mpanoratra, mpanao fikarohana momba ny antokom-pahalalana samihafa [1.1]
Examples  4 Tamin' io fotoana io no nilazany tamin'ny namako fa emitovitovy fanoratra, hoy izy, Ravelô sy Pierre Benoît (mpanoratra mpikambana ao amin' ny akademia frantsay i Pierre Benoît. [2.356#]
All compound words  5akademia malagasy

Updated on 2025/10/08