Entry | 1 ahotsaka |
Root | 2 hotsaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Alona, atsoboka, aroboka ao anaty rano [1.1] |
Explanations in French |
5 à tremper dans, à imbiber dans [1.3] |
Examples |
6 Mihabe vava ny hady an-tanàna ka izay tsy ahotsaky ny oram-pahavaratra, tsy hain' ny fandrotrarana tanana sy hafenina intsony.
[2.470]
|
Morphology |
|
Anagrams | 11 ahotsaka, 12 akatsaho, 13 sahotaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |