Entry ahitrombilahy (ahitra, omby, lahy)
Part of speech   noun
Malagasy definition   karazan' ahitra saika fahita hatraiza hatraiza; ny voniny mirantsana toy ny rantsantanana erỳ antendrony, ka mitovitovy amin' ny fandrotrarana izy fa ny maha-hafa azy dia ny tahony mijoro fa tsy misafosafo amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Vocabulary  

Updated on 2012/10/16