Entry ahidrano (ahitra, rano)
Part of speech   noun
Malagasy definition   ahitra maniry eny an-tanimbary rehefa vita ny vary [Rajemisa 1985]
English translation   The name of a grass much used as forage. [Richardson 1885]
French translation   herbe qui pousse après la coupe du riz [Abinal 1888]
Vocabulary  

Entry ahidrano (ahitra, rano)
Part of speech   noun
Malagasy definition   karazan-javamaniry fahita any anaty rano (ranomasina na ranomamy), izay tsisy fakany na lalandranon-kazo [Rajemisa 1985]
   karazan-javamaniry ao anaty rano misy famaitso nefa tsy misy vahatra [SLP: Voambolana]
French translation   algue [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Analogy   alga

Updated on 2012/10/15