| Entry (1/2) | 1 aharo |
| Root | 2 haro |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 afangaro, ampifangaroina.
[Taisaka]
[1.78] 5 Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin' ny gisanay ny gisany ka nanahirana ny nanavaka azy. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be mixed. Used in speaking of that which is added..
[1.2] |
| Examples |
7 Ny boka dia aza aharo toerana amy ny vohitra, fa avoahy.
[1.431#]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 13 aharo |
| Root | 14 hatra |
| Part of speech | 15 imperative of passive verb ahatra [Full list] |
| Examples |
16 aharo ireo ampisotroina azy ny olona mivalana ra;
[2.48]
|
| Anagrams | 17 aharo, 18 araho, 19 haora, 20 haroa |
| Updated on 2025/11/11 |
|