Entry ahandrona (handrona)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   (rano) Tsy avoaka fa avela hitoby amin' ny toerana iray: Aza ahandrona eto ny rano fa mahabe moka [Rajemisa 1985]
English translation   to be left to stagnate [Hallanger 1973]
French translation   qu'on rend stagnant, qu'on laisse à stagner [Hallanger 1974]
Morphology  
ahandrona
ahandroko
ahandronao
ahandrony
ahandrontsika
ahandronay
ahandronareo
ahandron'
ahandron-
ahandrom-
ahandro-
nahandrona
nahandroko
nahandronao
nahandrony
nahandrontsika
nahandronay
nahandronareo
nahandron'
nahandron-
nahandrom-
nahandro-
hahandrona
hahandroko
hahandronao
hahandrony
hahandrontsika
hahandronay
hahandronareo
hahandron'
hahandron-
hahandrom-
hahandro-
ahandrony

Updated on 2012/10/15