| Entry | 1 Afrikanina |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny fitambaran' ny firenena 41 tompon-tany any Afrika izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao: Mizara foko maro be ny Afrikanina
4 Mikasika an' i Afrika, momba an' i Afrika na avy any Afrika: Misy karazany anjatony maro ny teny afrikanina [1.1] |
| Explanations in English |
5 African, Africans
[3.1] |
| Explanations in French |
6 Africain, africains, africaine, africaines
[3.1] |
| Examples |
7 Any amin’ny firenena afrikanina tahaka an’i Senegaly, Mali, Repoblika Demokratikan’i Kongo, Liberia, ny firaisa-monin’ny olom-pirenena dia nandray ny andraikiny ary nikaon-doha momba ny harena an-kibon’ny tany
[4.27]
|
| Vocabulary | 8 Geography: countries, people |
| Other spellings | 9 afrikana, afrikana |
| Analogs | 10 afrika, 11 afrika |
| Updated on 2025/12/08 |
|