|
|
|
|

Entry1  afokasoka
Elementary words  2 afo, 3 kasoka
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Poti-banja miraikitra amin' ny tendron' ny tahon-kazo kely, izay akasoka amin' ny baoritra misy ankoso-banja koa ka miteraka lelafo vetivety
6 voan' afokasoka: ny singany tsirairay
7 tahon' afokasoka: ilay tapany tsy mirehitra
8 tranon' afokasoka: ny fitoerany [1.1]
Explanations in English  9 [kasoka, rubbing.] matches. [1.2]
10 a match [1.7]
Explanations in French  11 allumette [1.8, 1.13]
Examples  12  Ny afokasoka rahateo koa moa matetika tsy nisy, otrikafo no natao fitahirizana afo tao an-trano. [2.472]

Updated on 2025/10/11