| Entry | 1 afofoka |
| Root | 2 fofoka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Azera, avarina: Nafofony teny alatrano ny entako rehetra
5 Amidy daholo, lanina tanteraka; atao majifa: Tsy nisy hivelomany ka nafofony daholo ny taniny rehetra ~ Nafofony tamin' ny loka ny fananany ~ Loza fa nafofoky ny tontakely ny tao an-tranony rehetra [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be beaten
[1.2] |
| Explanations in French |
7 à battre, à précipiter
8 figuré: qu' on vend ou qu’on dépense totalement, qu’on rafle: 9 Nafofony tao ala-trano ny kidorony (Il a jeté sa paillasse hors de la maison) ~ 10 Nafofony ny taniny rehetra (Il a vendu toutes ses terres) ~ 11 Nafofony tamin’ ny toaka ny fananany rehetra (Il a dépensé toute sa fortune en buvant du rhum) ~ 12 Nafofoky ny tontakely ny tao an-tranony rehetra (Les voleurs ont raflé tout ce qu'il avait dans la maison) [1.3#178] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/13 |
|