| Entry | 1 afindra |
| Root | 2 findra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ovana toerana: Nafindranareo any ambony rihana angaha ilay latabatra teto?
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to be moved, to be transplanted
[1.2, 1.7] 6 to be transcribed. [1.2] |
| Explanations in French |
7 qu'on déplace, qu'on change de place, qu'on transplante
[1.8] |
| Examples |
8 Andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra.
[2.117]
9 Antsika telo mianaka ihany anefa ny resaka, fa tsy azonao afindra na amin'iza na amin'iza, hoy Raketamalala. [2.639] |
| Morphology |
|
| All compound words | 14 2 combinations of that word |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Anagrams | afindra, 16 fandray, 17 fiandra |
| Updated on 2025/11/09 |
|