|
|
|
|

Entry1  afa-tsiny
Elementary words  2 afaka, 3 tsiny
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 tsy voan' ny tsiny intsony ka maharo mandroso amin' izay hatao. [1.1]
Explanations in English  6 [tsiny, blame.] Free from blame or censure.. [1.2]
Synonyms  7 afa-pondro

Anagrams  8 afa-tsiny, 9 anifatsy, 10 fitanisa

Updated on 2025/09/12