Entry afa-tondro maso (afaka, tondro, maso)
Part of speech   expression
Malagasy definition   nahavita tsara ny natao ka tsy mahatsiaro menatra na kely aza: Afa-tondro maso isika fa naharesy [Rajemisa 1985]
Synonyms   afa-kenatra
Quotes  

Updated on 2016/04/02