Entry afamandeha (afaka, leha)
Part of speech   noun
Examples  
1lasa mankaty an-tanana ny eritreritra fa ny eritreritra no afamandeha, ka lasa izy. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 262]
2Vizaky ny fitdoran-dava tsy misy fiafarana eo am-pandriana ny tongony, tahaka voafatotra tsy afamandeha hijery ny voliny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 56]
Morphology  
afamandeha
afamandehako
afamandehanao
afamandehany
afamandehantsika
afamandehanay
afamandehanareo
afamandehan'
afamandehan-
afamandeham-
Quotes  

Updated on 2015/04/07