Entry afa-liana (afaka, liana)
Part of speech   expression
Malagasy definition   afa-potamin' ny fialam-boly na tamin' ny fialan-tsasatra ka tsy maniry ny hanohy intsony; tsy manan-javatra irina hojerena na hohanina intsony [Rajemisa 1985]

Updated on 2011/01/25