Entry afakomaly (afaka, omaly)
Part of speech adverb [list]
Malagasy definition Teny enti-milaza ny andro talohan' ny omaly, izany hoe indroa andro alohan' ny andro itenenana: Raha alatsinainy anio, asabotsy afakomaly [Rajemisa 1985]
English definition the day before yesterday [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition avant-hier [Hallanger 1974]
Examples afakomaly izy no tsy teto [Fox: Hainteny, number 17]
Vocabulary 

2012/03/10