Entry afa-dromoromo (afaka, romoromo)
Part of speech   expression
Malagasy definition   (ara-bakiteny) tsy misy marokoroko intsony, madio malamalama
¶ tsy misy zavatra manahirankirana [Rajemisa 1985]
Synonyms   afa-draorao

Updated on 2012/11/14