|
|
|
|

Entry (1/2)1  romoromo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ambiny mitaritarika, amin-javatra nodidiana na nohetezana ka tsy nifarana tsara:
4 Farano daholo ireo romoromo amin' ity jiafotsy ity fa maharatsy bika azy
5 Fahasosotsosorana, tsy fifanarahana:
6 Aleo sosoa ampian-tsetsetra, toy izay hena matavy ampian-dromoromo [1.1]
Examples  7  Ny romoromo ity ho afaka ihany fa ny ampamoaka misarim-pamotorana no tsy ho tanty! [2.944#]
Derivatives 
Passive verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  15  2 combinations of that word
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Entry (2/2)17  romoromo
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19 tsiny, alahelo tsy levona ao am-po: Sindrane ravim-borondra arahin-tsetsetre tahake gisa be arahin-dromoromo
20 (aleo ravim-bomanga arahin-tsetsetra toy izay henangisa arahin-tsiny)
[Tanala] [1.78]
All compound words  21 afa-dromoromo

Updated on 2025/11/17