Entry afa-drofy (afaka, rofy)
Part of speech   expression
Malagasy definition   afaka aretina (teny firariana atao ny zaza mievina mba tsy hahavoan' ny aretina azy, toy ny hoe: velona, tsy tian-drofy) [Rajemisa 1985]
English translation   Free from disease. [Richardson 1885]
Synonyms   tsy tian-drofy
Quotes  

Updated on 2012/08/21