| Entry | 1 ady fombo |
| Elementary words | 2 ady, 3 fombo |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ady, ady saritaka
[Bara]
[1.78] 6 korontana, fifamelezana (bagarre) ady maro hiarahan'olona marobe manao ka mandeha daholo na antsy na tapakazo [Betsimisaraka] [1.78] [adifombo] 7 Adilahy [Tanosy] [1.78] [adifombo] 8 adilahy [1.62] 9 fifandonan' olona amin-kevitra na amim-batana noho ny fahatezerana [1.62] |
| Updated on 2025/09/12 |
|