Entry ady an-trano (ady, trano)
Part of speech   expression
Malagasy definition   fifamelezan' ny samy iray firenena na ir [...] [full text in Rajemisa 1985]
   ady mitam-piadiana ao amin'ny firenena iray ka mampifanandrina antokon'olona roa na maromaro [SLP: Voambolana]
English translation   [trano, a house.] Civil war; legal disputes between members of the same tribe or household. Pronounced ady an-drano. [Richardson 1885]
French translation   guerre civile [SLP: Voambolana]
Examples   be ny ady an-trano taloha (les guerres civiles étaient fréquentes autrefois) [Abinal 1888]

Updated on 2015/04/15