Entry ady ankoany (ady, hoatra)
Part of speech   expression
Malagasy definition   (hoatra?) ady misy fifanarahana hiato kely aloha vao mikatroka indray, na dia hijanona mihitsy [Ravelojaona: Firaketana]
English translation   [hoatra, measure.] War admitting of an armistice [Provincial] [Richardson 1885]

Updated on 2017/07/21