Entry adroadro
Part of speech   noun
Examples   Ny avalinao izany dia fihomehezana sy adroadro. [Andraina: I Vola, page 85]
Tsy nahatazana azy kosa ilehio fa raha tsy izany dia ho matin' adroadro indray Rainitonadro. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 39]
Morphology  
adroadro
adroadroko
adroadronao
adroadrony
adroadrontsika
adroadronay
adroadronareo
adroadron'
adroadron-
adroadrom-

Updated on 2015/04/02