| Entry | 1 adirafitra |
| Elementary words | 2 ady, 3 rafitra |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
[ady rafitra]
5 famitranana ny rafitra
[1.1] 6 fanambarana singan-javatra roa na maromaro [1.13] |
| Explanations in French |
7 assemblage, montage
[1.13] |
| Examples |
8 Ny an-dRalahy malama tsara ny hazo ary mahitsy tsara na dian-tsofa, na diam-bakona, mikatona tsy ahitana hirika ny adirafitra.
[2.332]
|
| Other spellings | 9 ady rafitra |
| Anagrams | 10 adirafitra, 11 rafitra ady |
| Updated on 2025/11/02 |
|