|
|
|
|

Entry1  adim-piainana
Elementary words  2  ady, 3  fiainana
Part of speech  4  relative verb
Examples  5  Ny olona diso fihetsika eo amin' ny adim-piainana ka mamono antoka ny tenany no lazaina hoe "diso paika ka matim-bela. [2.643]
6  Izany no toy ny fanantenana mitondra hanitra tsy hampamoifo eto ambonin'ny tany: reraky ny dia ny mpivahiny, trotraky ny adim-piainana maro samihafa, mila hamoifo, mila hanozona ny androny. [1.210]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2025/09/10