| Entry | 1 adijida-sefo |
| Elementary words | 2 adijidà, 3 sefo |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny aspirà izay amboniny sy ny adijidà tsotra ambaniny, mitovy laharana amin' ny maitre voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] |
| Vocabulary | 6 Military |
| Updated on 2025/09/12 |
|