| Entry | 1 adijida |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà-sefo amboniny sy ny serizà-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître tsotra amin' ny tafika an-dranomasina
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Military |
| Combinations | 5 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word adijida |
| Anagrams | 6 adijady, adijidĂ |
| Updated on 2026/04/19 |
|