Entry adiady (ady)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fifamalivaliana kely matetika, tsongotso [...] [full text in Rajemisa 1985]
Examples   Fo mamelovelon'ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin'izy mianadahy avy [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Updated on 2011/07/25