Entry Adama
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   Adama no lazaina fa voalohan' olona nataon' Andriamanitra sady razan' ny olombelona rehetra... [Randzavola: Baiboly]
English translation   Adam [Baiboly]
French translation   Adam [Baiboly]
Vocabulary  
Quotes  

Entry Adamà
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   Tanàna ao amin' ny lohasahan' i Jordana "eo anilan' i Zaretana" (Jos. 3. 16); heverina mandrakariva ho Jisr ed-Damieh ankehitriny, eo akaikin' ny fihaonan' ny ony Jordana sy Jaboka, izay nisy tetezana tany aloha. Tokony ho tao no nisy ny lafaoro fanempoan-barahin' i Hirama mpanefy varahin' i Solomona (ampit. 1 Mpanj. 7. 46). [Randzavola: Baiboly]
English translation   Admah [Baiboly]
French translation   Adma [Baiboly]
Vocabulary  
Synonyms   Adma
Quotes  

Entry Adama
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   Tanàna mimanda tany Naftaly (Jos. 19. 36). [Randzavola: Baiboly]
English translation   Adam [Baiboly]
French translation   Adâm [Baiboly]
Vocabulary  
Synonyms   Adoma
Quotes  

Updated on 2017/03/14