Entry | 1 zavontany |
Elementary words | 2 zavona, 3 tany |
Part of speech | 4 adjective |
Explanations in Malagasy |
5 Enti-milaza zavatra na isa be dia be, tsy tambo isaina [1.1] |
Explanations in French |
6 [zavon-tany]
innombrable [1.3] |
Examples |
7 Manaraka izany, misy olona zavontany izay azo lazaina fa mbola matory ao anatiny ilay toetra mivavaka.
[2.285#]
8 Nampiasa ny ody maheriny koa i Tija sy Salovambolo ka nandefasany lalitra zavontany ny Sakalava, izay nandrakotra sy nanentsina ny masony sy ny vavany ary ny orony sy ny sofiny! [2.508#] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |