| Entry | 1 zavakanto |
| Elementary words | 2 zavatra, 3 kanto |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Zavatra anehoan' ny olombelona ny filamatra ao am-po aman-tsainy momba ny "tsara" eo amin' ny sary, hoso-doko, mozika
[1.1] |
| Explanations in English |
[zava-kanto]
6 works of art
[1.7] |
| Explanations in French |
[zava-kanto]
7 objet d'art
[1.8] 8 art [1.5.fr#165] 9 arts [1.13.fr#233] |
| Examples |
10 noho izy zavakanto vita amin' ny teny ary fitaovan-tserasera fampitan-kafatra.
[2.528]
11 Fitaratry ny fiombonam-be ny mpiangaly zavakanto, hoy ry Varagnac, izy no mandika ho azy tsy iniana sy mampiseho ny toetoetry ny fiarahamonina iainany. [2.606] |
| Illustrations |
|
| Anagrams | 12 vatankazo, zavakanto |
| Updated on 2025/09/12 |
|