Entry trema
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Ngeza, lehibe, indrindra eo amin' ny harena [1.1]
Examples 
1Ny antitra trema, ny sidin-jatovo Niseho avokoa, Kanefa ny vola sy ny endrika kanto Tsy nanana hery; [1.245]
2Betsaka ireo tanora no nanarabiraby azy ho adala, satria tsy mba manao tahaka ny zanaky ny trema rehetra izy. [2.285]
Compound words 

Entry tréma
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  tendro roa [1.66, 1.5]
  tendro kambana [1.13]
International symbols ¨ ä ë ï ö ü [3.1]
Tables and plates Punctuation marks

Entry Trema
Part of speech noun
Local names 
Trema grisea ilaibaratra, tsilaibaratra
Trema humbertii andrarezina, ilaibaratra
Trema orientalis andraraizina, andrareza, andrarezina, angesoba, angezoka, hazongazona, ilaibaratra, selivaratsy, tsivakimbaratra, vakoka
Vocabulary 

Updated on 2023/08/16