Entry ranomainty (rano, mainty)
Part of speech noun
Malagasy definition Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena [Rajemisa 1985]
English definition Ink, black ink, blacking. [Richardson 1885]
 ink [Hallanger 1973]
French definition encre [Hallanger 1974]
Analogues  ranomainty manga ~ ranomainty mena
Examples Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [Rajohanesa: Kintana]

Entry Ranomainty (rano, mainty)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Examples Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any Ranomainty sy Maharivo ny vahoaka. [Callet: Tantara]
Toponymy rano, mainty

Updated on 2013/06/06