| Entry | 1 Ranandria |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Sakalava] Teny fanajana iantsoana ny olona izay itenenana, toy ny "Andriamatoa, Ramatoa": Mba omeo rano aho, Ranandria
[1.1] 4 [Tanosy] tompokolahy [1.78] |
| Explanations in English |
5 [Provincial] A word for raondriana
[1.2] |
| Vocabulary | 6 Forms of Address |
| Anagrams | 7 andranary, 8 andrirana, Ranandria, 9 randriana |
| Updated on 2026/02/04 |
|